Sabotsy Masina 2025

 

I aumônier no nitarika ny Sorona Masina niaraka tamin'ireo pretrantsika maromaro.
Anio ihany koa no fotoana nandraisan'i Elodie Gladys ny Sakramentan'ny Batemy sy ny Eokaristia ka iarahabana azy manokana. Mafìsa finoana !