Nampidirin'i rondro ny Sun, 01/12/2024 - 21:16 I aumônier no nitarika ny Sorona Masina niaraka tamin-dr'i mompera Joslin sy Abel ary i diakra Rémi. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia.