Alahady 1 desambra, alahady voalohany amin'ny Fiavian'ny Tompo nentanin'ny Ekipa Solida

 

I aumônier no nitarika ny Sorona Masina niaraka tamin-dr'i mompera Joslin sy Abel ary i diakra Rémi. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia.