I mgr Donatien, evekan'Ambanja no nitarika ny Sorona Masina niaraka tamin'ny pretrantsika maromaro. Ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja no nanomana sy nanentana ny litorjia.
Taorian'ny Sorona Masina dia nisy ny fiondrehana teo amin'ny fasan'i mompera Paul Louis eny Verano.






































































































































