Nampidirin'i rondro ny Sun, 30/11/2025 - 20:58 I aumônier no nitarika ny Sorona Masina, ary niara-nanolotra izany taminy i mompera Joslin izay sady nitendry ny vatamarofitsaka sy i mompera Fulgence. Ny fikambanana Fraternità Malgascia no nanomana sy nanentana ny litorjia.