Mandray tànana azy telo mirahavavy ao amin'ny Fikambanana Sacro Cuore di Gesù di Ragusa izay nahavita ny Fanolorantena mandrakizay, sy izay nanavao ny voadiny, omaly 9 mey, tao amin'ny katedraly Sacri Cuori di Gesù e Maria teny La Storta. Mitomboa fahasoavana hatrany ianareo !
























