Fanolorantena mandrakizay tao amin'ny Fikambanana Sacro Cuore di Gesù di Ragusa

 

Mandray tànana azy telo mirahavavy ao amin'ny Fikambanana Sacro Cuore di Gesù di Ragusa izay nahavita ny Fanolorantena mandrakizay, sy izay nanavao ny voadiny, omaly 9 mey, tao amin'ny katedraly Sacri Cuori di Gesù e Maria teny La Storta. Mitomboa fahasoavana hatrany ianareo !