Nampidirin'i rondro ny Thu, 12/09/2024 - 22:57 I aumônier no nitarika ny Sorona Masina. Nanotrona azy i mompera Eugène sy mompera José. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.