Nampidirin'i rondro ny Mon, 01/04/2024 - 23:51 Natomboka tamin'ny Sorona Masina iny andro alatsinainy iny. Na nanorana aza ny andro dia tsy nanombina ny hafaliana niarahan'ny Ankohonana nizara izany. Mankasitraka ny tompon-trano !