Alatsinain'ny Paka teny amindrizareo frera marista teny EUR

 

Natomboka tamin'ny Sorona Masina iny andro alatsinainy iny. Na nanorana aza ny andro dia tsy nanombina ny hafaliana niarahan'ny Ankohonana nizara izany.
Mankasitraka ny tompon-trano !