Alahady 29 jona, fankalazana an'i Md Piera sy Paoly nentanin'ny Fraternità Malgascia

 

I Mgr Jean Claude no nitarika ny Sorona Masina niarahany nanolotra tamin'i Mgr Donatien sy ry mompera Gaëtan, Innocent, Nicolas , Claude Rolland, Joslin (sady nitendry ny vatamaroafitsoka) ary i aumônier. Ny Fikambanana Fraternità Malgascia no nanomana sy nanentana ny litorjia.