Nampidirin'i rondro ny Sun, 16/03/2025 - 23:43 I aumônier no nanolotra ny Sorona Masina niaraka tamin'i mompera Désiré. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.