Alahady 16 martsa, alahady faharoa amin'ny Karemy nentanin'ny MDMK

 

I aumônier no nanolotra ny Sorona Masina niaraka tamin'i mompera Désiré. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.