Alahady 29 jona, fankalazana an'i Md Piera sy Paoly, nentanin'ny Fraternità Malgascia

 

I mgr Jean-Claude no nitarika ny Sorona Masina, ary niara-nanolotra izany taminy i mgr Donatien sy ry mompera Gaëtan, Innocent, Nicolas, Claude Rolland, Joslin sady nitendry ny vatamaroafitsoka ary i aumônier. Ny Fikambanana Fraternità Malgascia no nanomana sy nanentana ny litorjia.