Alahady 13 jolay, alahady faha-15 mandavantaona nentanin'ny Fiombonan'ny Relijiozy

 

I aumônier no nitarika ny Sorona Masina izay niarahany nanolotra tamin'i mompera Fulgence sy mompera Barnabé. Ny Fiombonan'ny Relijiozy kosa no nanomana sy nanentana ny litorjia.