Alahady 2 novambra, fahatsiarovana ny Mpino nodimandry, nentanin'ny Ekipa Solida
Nampidirin'i hanitra ny Tal, 04/11/2025 - 23:54
I mompera Jocelyn, provinsialin'ny Fikambanana zezoita any Madagasikara no nitarika ny Sorona Masina. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nitarika ny litorjia.
Taorian'izany dia nisy ny famangiana ny fasan'i mompera Paul Louis teny Verano.