Alahady 2 novambra, fahatsiarovana ny Mpino nodimandry, nentanin'ny Ekipa Solida
Inviato da hanitra il Mar, 11/04/2025 - 23:54
I mompera Jocelyn, provinsialin'ny Fikambanana zezoita any Madagasikara no nitarika ny Sorona Masina. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nitarika ny litorjia.
Taorian'izany dia nisy ny famangiana ny fasan'i mompera Paul Louis teny Verano.