Sorona Masina notarihan'i mompera Toky ary niarahany nanolotra tamin'i Mgr Fidelis, ry mompera Barnabé, José, Nicolas, Rémi, Joslin sady nitendry zavamaneno ary i aumônier. Alahady fankalazana manetriketrika an'i Kristy Mpanjakan'izao tontolo izao, ka ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.









