Alahady 23 novambra, alahady faha-34 mandavan-taona nentanin'ny ELVIR

 

Sorona Masina notarihan'i  mompera Toky ary niarahany nanolotra tamin'i Mgr Fidelis, ry mompera Barnabé, José, Nicolas, Rémi, Joslin sady nitendry zavamaneno ary i aumônier. Alahady fankalazana manetriketrika an'i Kristy Mpanjakan'izao tontolo izao, ka ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.