I mompera Barnabé no nitarika ny Sorona Masina tamin'ity alahady nankalazana ny tenin'Andriamanitra ity. Nanotrona azy ry mompera Fulgence, Toky ary i aumônier. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia.
Ny tolakandro kosa dia nisy ny fotoam-bavaka iraisam-pinoana araka ny fangatahan'ny Ray Masina.
























