Alahady faha-3 mandavantaona, nentaninin'ny Ekipa Solida

I  mompera Barnabé no nitarika ny Sorona Masina tamin'ity alahady nankalazana ny tenin'Andriamanitra ity. Nanotrona azy ry mompera Fulgence, Toky ary i aumônier. Ny Ekipa Solida no nanomana sy  nanentana ny litorjia.

Ny tolakandro kosa dia nisy ny fotoam-bavaka iraisam-pinoana araka ny fangatahan'ny Ray Masina.