Alahady 15 martsa, alahady fahaefatra amin'ny Karemy nentanin'ny M.D.M.K

I mompera Faly no nitarika ny Sorona Masina izay niarahany nanolotra tamin'ny pretra rahalahiny vitsivitsy. Ny M.D.M.K no nanomana sy nanentana ny litorjia.