Inviato da rondro il Dom, 03/22/2026 - 19:28 I mompera Faly no nitarika ny Sorona Masina izay niarahany nanolotra tamin'ny pretra rahalahiny vitsivitsy. Ny M.D.M.K no nanomana sy nanentana ny litorjia.