Coro 10 Ottobre

 

Mampatsiahy an-tsika rehetra fa hisy ny famerenan-kira  amin'ity asabotsy 3 oktobra amin'ny 4 ora hariva, miaraka amin'ny "Coro Africano" ho fanomanana ny "Rosario per l'Africa" amin'ny asabotsy 10 oktobra 2009 ho avy izao.

Ka manasa an'ireo izay handray hanjara mba ho tonga ao amin'ny via Sforza 16 (akaikin'i S. Maria Maggiore).