Fiaraha-mifaly ho fandraisana ny taona 2011 any Naples

 

Miarahaba antsika rehetra!

Ny ankohonana katolika Raphaël-Louis Rafiringa eto Naples dia faly manasa antsika Malagasy rehetra mba ho tonga hiara-paly aminay eto Naples ny alahady 16 janoary zao, manomboka @ 9h30mn ka hatr@ 16h, ho fifampiarabana tratran'ny taona vaovao 2011.

Ny toerana hanatotosana zany moa dia eny amin'i Soeur Clarisse Fenozara
Figlie di Nostra Signora dell’Eucaristia
Via Tironi Miccia, 4
80056 Ercolano (NA)

 

Manantena ny fahatongavantsika rehetra, dia misaotra antsika mialoha.