Fotoam-pifaliana tany Bibbiena, Arezzo.

 

 

 

Isaorana manokana ry Mompera Alphonse sy Pascal nanao ny lamesa ny alahady 18 febroary 2018, ny MDMK nanentana ny litorjia, Atoa Hervé mpitendry nanafana ny hira tamin’ny zava-maneno. Ny aumônier moa nanararaotra nankany Bibbiena nihaona tamin’ny Communauté malagasy any Toscana.

Samy vita soa aman-tsara ireo ka isaorana an’Andriamanitra nitahy sy nitantana, ary ankasitrahana antsika rehetra nanampy hahatontosa izany rehetra izany.
 

P. Athanase.

Ny sary rehetra dia milahatra ato : Bibbiena