Fotoana niarahana tamin'ireo Eveka mamonjy sinaoda

 

Fisaorana sy fankasitrahana no atolotra antsika rehetra tonga (na niombom-bavaka fa tsy afaka) nay alahady 18 oktobra 2009 teo, nandray anjara mavitrika tamin'ny fisaorantsika ny Tompo noho ny amin'i Frera  Rafiringa Olontsambatra, andrarezin'ny fanabeazana. Isaorantsika manokana ireo eveka rehetra sy ray aman-dreny lahika nanamasaka izany haravoantsika izany.
Manolotra vavaka ho anareo hatrany ny tenako.

Benirina, isan'ny pretranareo eto Italia.

 

Ireo sary dia efa milahatra : ATO