Inviato da hanitra il Dom, 01/08/2023 - 23:24 Anjaran'ny Fiombonan’ny Pretra sy Relijiozy malagasy eto Italia no nanentana anio alahady 8 janoary, sady andro natokandrizareo hifampiarahabana amin'ny taona vaovao rahateo.