Alakamisy masina (Cena del Signore), lamesa amin'ny 6:30 hariva ao amin'ny Chiesa San Macuto

Daty: 
04/06/2023

Alakamisy 6 aprily 2023 : Litorjia alakamisy masina (Messa nella Cena del Signore) manomboka amin'ny 6:30 hariva. Ny Relijiozy no manentana ; M.D.M.K. manao ny vakiteny voalohany, ELVIR ny vakiteny faharoa ary Fraternità sy Saint Augustin ny ranombavaka.