Zoma masina (passione del Signore) : fotoam-pivavahana amin'ny 6:30 hariva ao amin'ny Chiesa San Macuto

Daty: 
04/07/2023

Zoma 7 aprily 2023 : Litorjia zoma masina (Passione del Signore) manomboka amin'ny 6:30 hariva. Ny M.D.M.K. no manentana ny litorjia ; ny ELVIR no manao ny vakiteny voalohany, ny Fraternità vakiteny faharoa, ny ranombavaka ataon'ny Saint Augustin sy Relijiozy.