Fanohanana thèse de doctorat n'i Môpera Hasimanana

Araka ity fanasana ity dia mahafaly an'i Môpera Hasimanana (diosezin'i Morondava) ny manasa antsika amin'ny fanohanana thèse de doctorat amin'ny sampana filôsôfia amin'ny talata 23 mai 2023 izao amin'ny 3 ora tolakandro. Ao amin'ny Università Santa Croce (Piazza di Sant'Apollinare 49, 00186 Roma, tsy lavitra ny Piazza Navona) no hanaovany izany. Hisy fialana hetaheta aorian'ny fanohanana ataony.