Inviato da hanitra il Mer, 09/20/2023 - 19:36 Sorona Masina notarihin'i aumônier ary niarahany nanolotra tamin'i mompera Sitraka, mompera Joslin ary diakra Olivier. Ny M.D.M.K no nanomana sy nanentana ny litorjia.