Tany amin'ny Fikambanana trinitera tany Teramo no nanaovana ny Fiatahana masina iomanana amin'ny Noely tamin'ny 8 desambra teo. Imompera Jean Claude, OssT no nitarika ny lamesa tamin'ny teny italianina, tao amin'ny paroasiny. Ny Ankohonana kosa nandray anjara tamin’ny hira sy dihy litorjika tamin’ny fisaorana.
















