Fanolorantena mandrakizay nataon'izy 3 mirahavavy ao amin'ny Fikambanana San Giovanni Battista

 

Miarahaba anareo telo mirahavavy - Sr Anne Marie Doriche, Sr Lucie ary Sr Narindra Mélanie, ao amin'ny Fikambanan-dr'i maseran'i Md Joany Batista eto Roma, izay nanonona ny voady mandrakizay, tamin'ny sabotsy 7 septambra 2024 teo, teny amin'ny Casa Generalizia teto Roma. Mirary soa indrindra ary mahaefà be !