Alahady 28 septambra, alahady faha-26 mandavantaona nentanin'ny ELVIR

 

I mompera Jaovelo no nanolotra ny Sorona Masina niaraka tamin'i mompera Fabrice sy i aumônier. Ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.