Alarobia 1 novambra, fetin'ireo Olomasina rehetra

 

I aumônier no nitarika ny Sorona Masina ary nitambarana ny fanentanana ny litorjia.

Taorian'ny lamesa dia nisy vitsivitsy tamin'ny Ankohonana nandeha niondrika teny amin'ny fasan'i mompera Paul Louis Rafamanantanantsoa tetsy Verano.