Inviato da rondro il Dom, 02/25/2024 - 22:18 I mompera Faly no nitarika ny Sorona Masina ary nanotrona azy ry mompera Barnabé, Nicolas ary Joslin. Ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.