Fiatahana Masina hiomanana handraisana ny Noely

 

Andro niavaka ny alahady faharoa amin'ny Fiaviana ny 10 desambra 2023. Natokan'ny Ankohonana Rasoamanarivo nanaovana Fiatahana Masina hiomanana amin'ny fandraisana ny Noely.