Alahady 7 aprily, alahady faharoa amin'ny Fankalazana ny Paka nentanin'ny Ekipa Solida

 

I mompera Joslin no nanolotra ny Sorona Masina niaraka tamin'i mompera Faly. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia.