Alahady 14 aprily, alahady faha-3 amin'ny Paka nentanin'ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy

 

I mompera Etienne no nitarika ny Sorona Masina niaraka tamin'i mompera Barnabé sy mompera Abel. Ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy no nanomana sy nanentana ny litorjia.