Alahady 21 aprily, alahady faha-4 amin'ny Fankalazana ny Paka nentanin'ny MDMK

 

I mompera Daudet no nanolotra ny Sorona Masina niaraka tamin'i mompera Faly sy mompera Joslin. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.