Alahady 31 desambra, fetin'ny Fianakaviana masina, nentanin'ny MDMK

 

Sorona masina nankalazana ny Fetin'ny Fianakaviana masina, notarihin'i mompera Joslin ary notronin'i mompera Laurent sy mompera Mamy. Ny MDMK kosa no nanomana sy nanentana ny litorjia.