Alahady 6 oktobra, alahady faha-27 mandavantaona nentanin'ny Ekipa Solida

I aumônier sy i mompera Eugène no nanolotra ny Sorona Masina ary ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia.