Fanolorantena mandrakizay nataon'izy telo mirahavavy ao amin'ny Fikambanana SOM

 

Am-pifaliana tokoa no nanotronana azy 7 mirahavavy - ka ny 3 tamin'izy ireo dia malagasy - ao amin'ny Fikambanandr'i masera "Suore Ospedaliere della Misericordia", nanonona ny voady mandrakizay teo anoloan'ny eveka sy ireo lehibeny ary ireo rahavaviny ao amin'ny Fikambanana, tetsy amin'ny paroasin'i Santa Caterina da Siena, tsy lavitra ny Comunità Mater Misericordiae, foiben'ny SOM. 

Mahareta sy mahavità be ianareo, amin'ny asa fanompoana an'Andriamanitra sy an'ireo rehetra tena mila ny fanampiana nanoloranareo tena !