Alahady 16 jona, alahady faha-11 mandavantaona nentanin'ny M.D.M.K.

 

Notarihin'i mompera Nicolas ny Sorona Masina ary nanotrona azy i aumônier sy mompera Joslin izay teo amin'ny fitendrena ny vatamaroafitsoka ihany koa. Ny M.D.M.K. no nanomana sy nanentana  ny litorjia.