Fanambadian'i Giovanni sy Denise

 

Faly miarahaba an'i Giovanni sy Denise tamin'ny nandraisan'izy ireo ny Sakramentan'ny Mariazy ny alahady 24 novambra teo, alahady fankalazana ihany koa an'i Kristy Mpanjaka.

Marena sy mahareta tokantrano heniky ny Fahasoavana ry izy roa !