Alahady 17 novambra, alahady faha-33 mandavantaona sady alahadim-bokatra, nentanin'n MDMK

 

Ny Sorona Masina dia notarihin'i mompera Faly. Nanotrona azy  ry mompera Mamy, Meme Romuald, Olivier, i aumônier ary i diakra Remi.

Taorian'izany no nanantontosana ny "Voka-dehibe" ho entin-tsika hanatevenana ny tahirimbolan'ny Ankohonana, sady fiaraha-mifaly sy misakafo toy ny fanao isan-taona.