Alahady 15 desambra, alahady fahatelo amin'ny Fiaviana, nentanin'ny MDMK

 

Sorona Masina notarihin'i mompera Fulgence, lehiben'ny Kolejy Bellarmino ary notronin-dr'i mompera Meme Romuald, Frésie, Barnabé, José, Eugène, i aumônier ary i diakra Rémi. NY MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.