Alahady 19 janoary, alahady faharoa mandavantaona, nentanin'ny MDMK

Teny amin-dr'i masera CIM isika no niara-nanolotra ny Sorona Masina satria mbola nanatontosa ny Fiombonam-bavaka iraisam-pinoana araka ny fangatahan'ny Papa Ray Masina ny tolakandro.

I mompera Eugène no nitarik izany ary ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.