Alahady 6 aprily, alahady faha-efatra amin'ny karemy, nentanin'ny Ekipa Solida
Inviato da hanitra il Mar, 04/08/2025 - 00:54
I aumônier no nitarika ny Sorona Masina izay niarahany nanolotra tamin'i mompera Fulgence sy mompera Eugène. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia.